Fifanarahan' i Atlantika Avaratra

(tonga teto avy amin'ny Fifanarahan'ny Atlantika Avaratra)

Ny Fifanaran' i Atlantika Avaratra dia ny fifanarahana nampahatsangana any fikambanana OTAN. Nosoniavina tao Washington tamin' ny 4 Aprily 1949 io fifanarahana io. Ny firenena roa ambin' ny folo izay nanasonia io fifanarahana io dia lasa firenena mpikamban'a ao amin' ny OTAN taty aoriana.

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.