Eglizy katôlika rômanina

(tonga teto avy amin'ny Fiangonana katôlika)

Ny Eglizy katôlika rômanina na Fiangonana katôlika dia fiangonana kristiana vokatry ny fisarahan' ilay atao hoe "Fiangonana Lehibe" tany aloha ho roa noho ny antony ara-pitondrana sy ara-teôlôjia, ka ny iray dia ny Fiangonana ôrtôdôksa. Mizara roa lehibe ny Fiangonana katôlika dia ny Fiangonana katôlika tatsinanana sy ny Fiangonana Latina izay atao hoe koa Fiangonana katôlika rômana na Eglizy katôlika rômana (EKAR). Manakaiky ny fombam-pivavahan' ny Kristiana ôrtôdôksa ny Katôlika tatsinanana nefa manaiky ny fahefan' ny Papa.

Jereo koa

hanova