Fiangonana Loterana Malagasy Nohavaozina

Ny Fiangonana Loterana Malagasy Nohavaozina (FLMN) dia fiangonana loterana fantatra indrindra manaraka ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) . Ahitana izany fiangonana izany ny ao amin' ny distrikan' Antanifotsy sy ao Antanarnaivo. Ahitana azy koa ny any Toliara sy any Mahanoro. Nisitaka tamin' ny FLM tany amin' ireo taona 1970 ny mpanorina ity fiangonana ity noho ny tsy fankasitrahana ny rafi-pitantanana ao amin' ny FLM.

Jereo koa hanova