Fiangonan' ny Mpirahalahy

(tonga teto avy amin'ny Fiangonan'ny mpirahalahy)

Ny Fiangonan' ny Mpirahalahy (na Plymouth Brethren amin' ny teny anglisy) dia hetsika na fikambanana kristiana evanjelika teraka tao Dublin any Britaina Lehibe manodidina ny taona 1830. Nivaky ilay fikambanana ka tamin' ny taona 1848 no lehibe indrindra, izay niteraka ny hetsika "Fikambanan' ny Rahalahy Misokatra" (anglisy: Open Brethren) sy ny "Fikamban' ny Mpirahalahy Manilika" (fikambanana darbista). Ny fikambanana tena "tery" dia nanaraka an' i John Nelson Darby, ary ny sampana misokatra kokoa dia nanaraka an' i George Müller sy i Henry Craik ary ny hafa koa.

Jereo koa

hanova