Ny feso dia biby mampinono anaty rano ao anatin'ny Cetacea. Anisan'ny fianakaviana Delphinidae ny karazana feso.

Feso (Tursiops truncatus)