Fernand de Magellan (amin'ny teny portogey: Fernão de Magalhães; amin'ny teny espaniola (kastilianina): Fernando de Magallanes) teraka tao avaratr'i Portogaly tamin'ny 1480 tany ho any ary maty tao Nosy Mactan tany Filipina ny 27 Aprily 1521, dia mpitondra sambo ary mpitety portogey tamin'ny andron'ny Fahitam-baovao lehibe.

Fernão de Magalhães nataon'i Charles Legrand
Dian'i Magellan sy Elcano izay nandimby azy