Ny faritra, any Frantsa (amin'ny fiteny frantsay région), dia fizarana ara-tanin'ny Repoblika Frantsay. Ny isan'izy ireo dia fito ambin'ny roapolo (21 any Frantsa renitany (frantsay : métropolitaine), faritany ary departemanta andafy efatra, fivondronana izay tsy mitondra ny sata ofisialim-paritra fa manana sata mitovitovy : ny fitondronan'i Corse ary ny departemantan'i Mayotte).

Ny faritra frantsay ary ny mari-piandriany.

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.