Afrika Andrefana

(tonga teto avy amin'ny Faritra andrefan'i Afrika)

I Afrika Andrefana dia faritra ao Afrika izay mahafaoka ny ampahany andrefana amin'i Afrika atsimon'i Sahara. Tafiditra ao anatiny ireo firenena amorontsiraka ao avaratray ny Helodranon'i Ginea hatrany amin'ny ony Sénégal, ireo firenena ao amin'ny tany lemaky ny ony Niger ary ireo firenena any amin'ny tapany atsimon'i Sahely.

Sarintany maneho an'i Afrika Andrefana

Ireto avy ireo firenena ireo:

I Benîna, i Borkina Faso, i Cabo Verde, i Côte d'Ivoire, i Gambia, i Ganà, i Ginea, i Ginea Bisao, i Liberia, i Maly, i Maoritania, i Nizera, i Nizerià, i Senegaly, i Siera Leôna ary i Tôgô.

Jereo koaHanova

Fizaram-paritra ao Afrika:

Faritra hafa: