Farafangana (fitrandrahana)

Ny toeram-pitrandrahana ao Farafangana dia toeram-pitrandrahana amin' ny Faritra Atsimo-Atsinanana eto Madagasikara. Ity toerana ity dia anisan' ny tahirina baoksita lehibe indrindra eto Madagasikara ary iray amin' ireo lehibe indrindra aty Afrika, tombanana ho 100 tapitrisa taonina izany ary ny 37 % amin' izany no ôksidana viraty (na alominina).

Jereo koa

hanova