Fanoroana:Pywikipedia

Pywikipedia dia script hampanao zavatra an'ny rôbô, eto amin'i Wikipedia tahaky ny any amin'ny tetikasa hafan'i Wikimedia Foundation. Nosoratan'ireo mpahay Python mpitia an'i Wikipedia io rindrnakajy io. Ho eto amin'ity pejy ity ny fampahalalana ankapobe ho an'ireo izay te-hampiasa izany karazana bot izany.

Fitandremana hanova

Library ny rindrankajy fibaikoana Python i Pywikipedia ary hahafahana manova ny pejy ny Wikin'i MediaWiki. Ho zaraina miaraka ilay library, vonona ampiasaina, soratana hanaovana ny asa mahazatra. Ny malaza indrindra amin'ireo dia interwiki.py, bot manampy ny rohy interwiki.

Fitaovana fibaikoana i Pywikipdia, izany hoe module sy tao Python natao ho an'ireo programmeur. Ka noho izany aza mitono-tena ho mpandefa rôbô Pywikipedia raha tsy manana ny fahaizana sy ny traikefa amin'ny lafin'ny fibaikoana.

Noho ianao mpibaiko, ianao no ho tompon'andraikitry ny fanovana diso nataon'ny rôbô-anao.

Telechargement hanova

Mila manao telechargement ny rindrankajy Python ary Pywikipedia ianao.

Python hanova

Ny rindrankajy Python dia azonao atao telechargement eto.

Fampitandremana : Ny santiôna faha 2.5, 2.6 ary 2.7 ihany i Pywikipedia no mandeha tsara.

Pywikipedia hanova

Havaozina isak'alina ny santiôn'i Pywikipedia eto amin'ity tranonkala ity : ttp://toolserver.org/~valhallasw/pywiki/

Azonao jerena ihany koa eto raha te-hampiasa ny santiôna ankehitrin'i Pywikipedia.

Jereo koa hanova

/script pywikipedia