Fanoroana:Fanapahan-kevitra

Ny pejy Fanapahan-kevitra dia pejy natao mba afaka misafidy ny mpikambana amin'izay fanapahan-kevitraha misy eto amin'ny wikipedia malagasy.

Mikasika ny zava-misy rehetra eto amin'ny wikipedia malagasy ny pejy fanapahan-kevitra.

Azonao atao no manometraka ny hevitrao ra tsy mety aminao ny hevitra ny sàsany.

Aloha no manometraka hevitra hanova

  1. Mikasika mpikambana maro ve ny resakao ?
  2. Mety efa fantapantatra ve ny valin'ny resakao ? Efa nanandrana nanao sondage momba ny resakao tiana hosokafana ve ianao ?

Ahoana no mampiasa ny pejy fanapahan-kevitra ? hanova

Misy ihany ny fepetra amin'ny fampiasàna ny pejy fanapahan-kevitra. Arao tsara ny fomba fanoratana azy eto ambany :

Fehezanten'ny endrika hanova

{{hevitra
|lohateny= <!--lohaten'ny resakao ; fehezanteny : Wikipedia:Fanapahan-kevitra/<lohateny>. -->
|sokajy= <!-- Sokajy ny resakao : resaka, latsa-bato -->
|sonia= ~~~~
}}

Ny lohateny hanova

Tsy maintsy fenoina ilay lohateny, satria io ny lohaten'ny zana-pejy ho amboarinao. Oatra ra momba ny fanamafàna ny takelaka abcd, dia ampetraho fafao:abcd ; ny tena lohateniny dia wikipedia:fanapahan-kevitra/fafao:abcd.

Ny sokajy hanova

Ilaina rehefa tsy hita eo amin'ny pejy fandraisana intsony ny rohiny.

Ny sonia hanova

Ilaina mba ho fantatra hoe iza no namorona an'ilay hevitra.