Ny endrika eto amin'ny Wikipedia dia pejy manokana namboarina mba hanometraka an'io anatin'ny pejy isan-karazany. Fa tandremo : ny endrika misy eto dia mitondra anarana Endrika: ..., fa rehefa tia hanometrakan'io endrika io ianao, soraty {{anaran'ilay endrika eto}}.