Ny faditra dia zavatra ratsy ahodin' ny sasany amin' ny tena na momba ny tonon' andro ka tokony ho sakanana na esorina amin' ny alanan' ny fanalana faditra. Ny karazam-borona (toy ny akoholahy mena, ny akoho mainty tokam-bolo sns) na ny ondry mazava loha, na ny singa avy amin' ny zavamaniry (toy ny tapakazo, ny bozaka, ny ahitra) na zavatra hafa (toy ny orana, sns) dia azo ampiasaina hanalana faditra. Atao ny ala faditra raha toa ka misy zavatra mifanipaka, toy ny vintan' ny olona roa tsy mifanentana fa mifanohitra.

Jereo koa hanova