FTM MANJAKARAY

Fikambanan'ny Tanoran'i Manjakaray.
Ekipa milalao ny baolina lavavala ao Manjakaray,Firaisana faha-dimy,fivondronana Antananarivo voalohany, Faritra analamanga.Mandritra ny taom-pilalaovana 2007 dia lasa nisy FTM 1 sy FTM 2 ny klioba.Ny FTM 2 moa dia Elite 2 Division 1 tafakatra Elita 1 ary milalao ao amin'ny Champion's league amin'izao.

Mpilalao Malaza Fahiny hanova

Galapa, Ralipo be,Gaby,Mamy voanala,Liva be,vola(any la reunion),Fidy(jsm),Pasy be sofina, Rabri, Nesta be, Jean michel(radaoro be), Bary, Ledada(FTA), Bien(IRC), Ralih gila(USA),Todisoa &Dô(COSFA),Lita(Savonnerie),Longueur, Deba(IRC), Rado kely(IRC),Benarivo

Mpilalao @zao fotoana hanova

FTM

, Njaka kely, , Son be, , Kaizakaiza, Jôda, , Tôro, Kôma, Serge,vava,mamy,gaka,vitsika, cobra, rapah,dôlôn,herman,solo,noré,alain,mbayah,dadaô,pitsana,Fredy, Alain, Kôn,Fano, Conan, Donga, Tolotra,Dapiso,côcô

Mpilalao 2014-2015

Njaka kely, Son be, Da-piso, Gervais(Makis),