Etruria

(tonga teto avy amin'ny Etroria)

I Etruria dia faritra ao afovoan' i Italia, fizaràn-tanin' ny Etroska. Matetika antsoina ao amin' ny lahatsoratra grika sy latinina hoe Tyrrhenia (grika: Τυρρηνία / Tyrrênia) izy,

Faritra nisy ny sivilizasiôna etroska