Epistilin' i Barnabasy

Ny Epistilin' i Barnabasy na Taratasin' i Barnabe dia asa soratra apôkrifa kristiana vita teo anelanelan' ny fiafaran' ny taonjato voalohany sy ny fiandohan' ny taonjato faha-2. Atao hoe Βαρνάβα Ἐπιστολή / Barnaba Epistolê izy amin' ny teny grika. Misy toko 21 voasoratra amin' ny teny grika io boky io. Ao amin' ny Codex Sinaiticus (taonjato faha-4) dia milahatra ao aorian' ny Testamenta Vaovao sy eo alohan' ny Mpiandry Ondrin' i Hermasy io boky io.

Jereo koa hanova

Boky apôkrifa lazaina fa nosoratan' i Barnabà: