I Dzaoudzi dia kaominina frantsay ao amin' ny nosy Petite-Terre, ao amin' ny departemanta sy faritra an-dafin-dranomasin' i Mayotte izay manao azy ho renivohitra araka ny lalàna. Tanàna roa no mamorona io kaominina io, dia i Dzaoudzi sy i Labattoir. Nisy mponina miisa 17 831 tao tamin' ny taona 2017 ka mahatonga azy ho tanàna fahatelo ao Mayotte.

Dzaoudzi