Donat Tang Manasoa

Donat Tang Manasoa, dia mpanao politika sady solombavambahoaka eto  Madagasikara . Talohan'izay dia senatera izy.


Fe-potoana iasany

hanova

Solombavambahoakan’i Mahanoro (Atsinanana) izy 2024: Firaisankina[1]