Dmytro Ivanovych Kuleba

Dmytro Ivanovych Kuleba (okrainiana : Дмитро Іванович Кулеба) , teraka ny 19 Aprily 1981 tao Sumy) dia mpanao politika, diplaomaty okrainiana, ary minisitry ny Raharaham-bahiny ankehitriny.

Dmytro Kuleba