Distrikan' i Tsiroanomandidy

(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Tsiroanomandidy)
Tsiroanomandidy
Fivelarana NC
Renivohi-paritra Tsiroanomandidy
Isa ny kaominina 18
Firenena Madagasikara
Faritany Antananarivo, Bongolava

Ny Distrikan'i Tsiroanomandidy dia distrika eto Madagasikara ao amin'ny tapany andrefan'ny Faritanin'Antananarivo, ao amin'ny Faritra Bongolava.

Manambolo & massif de Bevato



Distrikan'i Tsiroanomandidy

hanova

18 Kaominina /215 fokontany.[1]

Jereo koa

hanova

Distrika ao amin'ny Faritra Bongolava:

  1. "Courants migratoire dans le district de Tsiroanomandidy" (PDF). Archived from the original (PDF) on 2022-12-30. Retrieved 2023-10-11.