Distrikan' i Bekily
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Bekily)
Distrikan'i Bekily | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 237 111[1] mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Toliara | |
Faritra | Androy |
Ny Distrikan' i Bekily dia distrika ao amin' ny Faritra Androy, ao amin' ny tapany atsimo andrefan' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' i Toliara, izay malaza amin' ny famboleny voanjo.
Ireto ny kaominina ao amin' io distrika io:
- Ambahita - Ambatosola - Anivorano Mitsinjo - Anja Nord - Ankaranabo Nord - Antsakoamaro - Bekitro - Belindo Mahasoa - Beraketa - Beteza - Bevitiky - Manakompy - Maroviro - Morafeno Bekily - Tanambao Tsirandrana - Tanandava - Tsikolaky - Vohimanga
Jereo koa
hanovaIreto ireo distrika efatra mandrafitra ny Faritra Androy: