Distrikan' Ambilobe

(tonga teto avy amin'ny Distrikan'Ambilobe)

Ny Distrikan' Ambilobe dia distrika ao amin' ny Faritra Diana ao amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antsiranana. Ahitana kaominina miisa 15 ity distrika ity ary manana velaran-tany mirefy 7 714 km².

Distrikan' Ambilobe

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ambilobe:

Jereo koa Hanova

Ireo distrika ao amin' ny Faritra Diana: