Hier kannst du mir eine Nachricht hinterlassen!
Please feel free to drop a message here!
Tu peux laisser une message ici s'il te plaît!
Puede escribir un mesaje aquí!
Afaka manoratra hafatra kely eto azafady tompoko ô!

Tonga soa ! hanova

Tonga soa ary dia misaotra anao tonga manampy anay eto amin'ny Wikipedia malagasy. Afaka mifandray amin'ny alalan'ny e-mail isika raha tia hanatsara ny teny malagasinao ianao.

Afaka mametraka hafatra iray ao amin'ny pejin-dresako koa ianao amin'ny fiteny malagasy (mazava ho azy), frantsy, anglisy, espaniola ary esperanto raha manam-panontaniana mikasika ny fomba fandehanan'ny wiki' gasy.

I also speak English, French and Spanish and may help you if needed.

Au plaisir de te relire, YanniK ;) --grr... | 24 Septambra 2011 à 19:47 (UTC)Répondre

re: YanniK. hanova

Mba hanatsara ny teny malagasinao koa : ankoatran'ny mamaky, dia manorata koa amin'ny teny malagasy. Izay no nataoko tamin'izaho tonga teto @ wikipedia dia izao hitanao izao no valiny. ;) --grr... | 25 Septambra 2011 à 12:51 (UTC)Répondre