Fiangonana hanova

Miarahaba,

Tonga soa, ary misaotra anao mandray anjara eto amin'i Wikipedia.

Marina fa tsy voatery hahalala ny fitsipika rehetra mikasika ny zava-drehetra eto amin'ity tany ity isika. Tiako ampatsiahiviko anao fotsiny ity fitsipika lehibe mifehy an'i Wikipedia ity : raràna eto amin'i Wikipedia ny mandika-mametaka (copier-coller) ny lahatsoratry ny pejy web izay hitanao.

Raha tena ianao no tompon'ity lahatsoratra ity : http://iouc.adventist.org/tsiahy ; dia ilazao aho hamerenako ilay lahatsoratra. Mila porofo izahay hoe tena ianao no tompon'ilay lahatsoratra, ary raha tsy tianao ho sarababem-bahoaka ilay izy dia azonao andefasana mailaka aho.

Raiso tompoko ny haja atolotro anao. — Jagwargrr... mailaka 6 Aprily 2014 à 10:20 (UTC)Répondre


Ity pejy ity dia pejin-dresak'olona tsy nanokatra na tsy nampiasa ny kaontiny. Noho izany dia ilainay ny mampiasa ny adiresy IP-ny hanondroana azy. Mety zarazarain'olona maro ny adiresy IP iray. Raha mpikambana tsy nisoratra anarana ianao, ka raha mahita resaka ts ho anao, azonao atao ny manokatra kaonty, na miditra mba tsy ho voafangarao amin'ny mpikambana hafa tsy nisoratra anarana.