Dinika amin'ny Wikipedia:Bistro/1

Aza disoana ny teny malagasy eto. hanova

Apetraho no marina fa tsy aMpetraho. Mampalahelo ihany ny toy izany

Ary naninona tsy nahitsiana akory ilay izy ?
Tsy nisy nanakana anao nanitsy azy mihintsy teto ... --Jagwar grr... | 7 Oktobra 2009 à 17:35 (UTC)Répondre

Fangatahana ho mpampiditra (ho ahy sy ho an'ny mpandrindra rehetra) hanova

Manahoana daholo izay mamaky ity lahatsoratra ity,

Ny solonanarako (mametraka ity hafatra ity) dia Jagwar, miteny ho an'ny mpandrindra rehetra eto amin'ny wikipedia malagasy, ary tonga manoratra eto aho mba hanontany ny hevitrareo momban'ny fangatahako eo amin'ny meta momban'ny fahazoana ny satan'ny mpampiditra eto amin'ny wikipedia sy wikibolana miteny malagasy.

Nametraka fangatahana anay tany amin'ny meta, ary tsy ho ekein'izareo ilay fangatahako raha vao tsy mametraka fangatahana eto (antony voalohany nametrahako ity hafatra ity). Mila ny hevitrareo sy ny tohanareo aho vao afaka mampiditra rakitra eto amin'ny wikipedia malagasy.

Raha vao tsy manohana anay ianareo dia tsy hisy olona afaka mampiditra rakitra afatsy sary, ho sarotra be aminay sy aminareo no mamindra ny pejy maro (mihoatra ny 1000 pejy) avy amin'ny wiki hafa raha vao tsy misy olona manana ny satan'ny mpampiditra, mbola tsy ananan'ny mpandrindra ny satan'ny mpampiditra eto amin'ny wikipedia malagasy amin'izao fotoana izao, ary raha afaka manohana ianareo dia tohano koa mba hanana ny satan'ny mpampiditra ny mpandrindra rehetra.

--Jagwar grr... | 31 Desambra 2009 à 18:51 (UTC)Répondre

Manohana hanova

  1. ... (antony)

Tsy manohana hanova

  1. ... (antony)

Fanitarana ny maha-mpandrindra aho hanova

Ho mbola mpandrindra eto mandritry ny enim-bolana aho. Jereo any amin'ny Meta (http://meta.wikimedia.org/w/index.php?title=Steward_requests/Permissions) ho an'ny antsipirihany. Misaotra --Jagwar grr... | 4 Martsa 2010 à 16:30 (UTC)Répondre

connectivity project hanova

Hallo, my name is Anastasiya Lvova, I'm "duty" in Connectivity project. The essence of the "Connectivity" project is to study and enhance the coherence of Wikipedia, or, in other words, to improve hypertext navigation between articles. The project deals with deadends, isolated articles, non-categorized articles, transitivity of the category tree, etc.

We want to work with your language version, but we need configured MediaWiki:Disambiguationspage for it (with direct links to template namespace pages, for example, ru:MediaWiki:Disambiguationspage/de:MediaWiki:Disambiguationspage/fr:MediaWiki:Disambiguationspage). Is it possible to set it up for our usage?

thanks in advance, Lvova 12 Jiona 2010 à 18:45 (UTC)Répondre

2010 Fundraising Is Almost Here hanova

 

Hello Wikipedians, my name is Sam and I am working for the Wikimedia Foundation during the 2010 Fundraiser. My job is to be the liaison between your community and the Foundation. This year's fundraiser is intended to be a collaborative and global effort; we recognize that banner messages which may perform well in the United States don't necessarily translate well, or appeal to international audiences.

I'm contacting you as I am currently looking for translators who are willing to contribute to this project by helping translate and localize messages into different languages and suggesting messages that would appeal to your readers on the Fundraising Meta Page. We've started the setup on meta for both banner submission, statistical analysis, and grouping volunteers together.
Use the talk pages on meta, talk to your local communities, talk to others, talk to us, and add your feedback to the proposed messages as well! I look forward to working with you during this year's fundraiser. If someone could translate this message I would really appreciate it so that everyone is able to understand our goals and contribute to this year's campaign. Sam Chapman

af:Wikipedia:Geselshoekie ak:Wikipedia:Community Portal als:Wikipedia:Stammtisch an:Wikipedia:Tabierna ar:ويكيبيديا:الميدان arz:ويكيبيديا:صالون المناقشه ast:Uiquipedia:Chigre az:Vikipediya:Kənd meydanı ba:Wikipedia:Ҡоролтай bar:Wikipedia:Stammtisch bat-smg:Vikipedėjė:Aptarėmā be-x-old:Вікіпэдыя:Форум bg:Уикипедия:Разговори bm:Wikipedia:Le lavoir bn:উইকিপিডিয়া:প্রশাসকদের আলোচনাসভা br:Wikipedia:Kumuniezh/An davarn bs:Wikipedia:Čaršija bug:Wikipedia:Warung Kopi bxr:Wikipedia:Community Portal ca:Viquipèdia:La taverna cbk-zam:Wikipedia:Tambayan De Los Chavacanos ce:Википедийа:Гулам ceb:Wikipedia:Tubaan ckb:ویکیپیدیا:دیوەخان crh:Vikipediya:Meydan cs:Wikipedie:Pod lípou csb:Wiki:Karczma cu:Википє́дїꙗ:Обьщє́ниꙗ съвѣ́тъ cv:Википеди:Канашлу cy:Wicipedia:Y Caffi da:Wikipedia:Landsbybrønden de:Wikipedia:Fragen zur Wikipedia dsb:Wikipedija:Portal el:Βικιπαίδεια:Αγορά en:Wikipedia:Village pump eo:Vikipedio:Diskutejo es:Wikipedia:Café et:Vikipeedia:Üldine arutelu eu:Wikipedia:Txokoa fa:ویکی‌پدیا:قهوه‌خانه ff:Wikipedia:Accueil fi:Wikipedia:Kahvihuone fo:Wikipedia:Undirhúsið fr:Wikipédia:Le Bistro frp:Vouiquipèdia:Lo Câfè du Velâjo fur:Vichipedie:Ostarie fy:Wikipedy:Oerlisside ga:Vicipéid:Halla baile gd:Wikipedia:Talla a' Bhaile gl:Wikipedia:A Taberna got:Wikipedia:𐌱𐌰𐌿𐍂𐌲𐍃 𐌲𐌰𐍅𐌹 gu:વિકિપીડિયા:ચોતરો ha:Wikipedia:Community Portal hak:Wikipedia:Chhâm-siòng he:ויקיפדיה:מזנון hi:विकिपीडिया:चौपाल hr:Wikipedija:Kafić hsb:Wikipedija:Korčma hu:Wikipédia:Kocsmafal ia:Wikipedia:Taverna 2011 id:Wikipedia:Warung Kopi ik:Wikipedia:Qargi is:Wikipedia:Potturinn it:Wikipedia:Bar iu:Wikipedia:ᐹᕐᓂᖅ ja:Wikipedia:井戸端 jv:Wikipedia:Warung Kopi ka:ვიკიპედია:ყავახანა kab:Wikipedia:Tajmaɛt ki:Wikipedia:Community Portal kk:Уикипедия:Ауыл құдығы kl:Wikipedia:Katersortarfik kn:ವಿಕಿಪೀಡಿಯ:ಅರಳಿ ಕಟ್ಟೆ ko:위키백과:사랑방 krc:Википедия:Форум ksh:Wikipedia:Op dr Eck kw:Wikipedia:An tavern la:Vicipaedia:Taberna lad:Vikipedia:Kafe lb:Wikipedia:De Staminee lbe:Википедия:Портал сообщества lg:Wikipedia:Community Portal li:Wikipedia:De kaffee lmo:Wikipedia:Purtaal da cumünitaa ln:Wikipedia:Bísó na bísó lo:ວິກິພີເດຍ:Village pump lt:Vikipedija:Forumas lv:Vikipēdija:Kopienas portāls mi:Wikipedia:Kōrero mk:Википедија:Селска чешма ml:വിക്കിപീഡിയ:പഞ്ചായത്ത് mn:Wikipedia:Хурал mr:विकिपीडिया:चावडी/प्रगती ms:Wikipedia:Kedai Kopi mt:Wikipedija:Pjazza mzn:Wikipedia:کومه na:Wikipedia:Domaneab nah:Huiquipedia:Tlatlahtoaloyan nap:Wikipedia:Cìrculo nds:Wikipedia:Ik bruuk Hülp nds-nl:Wikipedie:Praotkefee nl:Wikipedia:De kroeg nn:Wikipedia:Samfunnshuset no:Wikipedia:Tinget ny:Wikipedia:Community Portal oc:Wikipèdia:La tavèrna os:Википеди:Ныхас pdc:Wikipedia:Gmeeschafts-Portal pfl:Wikipedia:Stammtisch pih:Wikipedia:Trii'nohlij pl:Wikipedia:Kawiarenka pod Wesołym Encyklopedystą pnt:Βικιπαίδεια:Αγορά pt:Wikipedia:Esplanada rm:Wikipedia:La pinta rmy:Vikipidiya:Maladipnasko than - मालादिप्नास्को थान rn:Wikipedia:Community Portal ro:Wikipedia:Cafenea roa-rup:Wikipedia:Fãntãnã ru:Википедия:Форум sah:Бикипиэдьийэ:Кэпсэтэр сир sc:Wikipedia:Tzilleri scn:Wikipedia:Circulu sco:Wikipedia:Mercat Cross se:Wikipedia:Gáffestohpu sg:Wikipedia:Da tî lisoro sh:Wikipedia:Pijaca-Пијаца si:විකිපීඩියා:කෝපි කඩේ simple:Wikipedia:Simple talk sk:Wikipédia:Krčma sl:Wikipedija:Pod lipo sm:Wikipedia:Puso o le ʻaʻai sn:Wikipedia:Community Portal sq:Wikipedia:Kuvendi sr:Википедија:Трг srn:Wikipedia:Singi nanga Spoto Uku ss:Wikipedia:Likhefi leinthanethi su:Wikipedia:Sawala sv:Wikipedia:Bybrunnen sw:Wikipedia:Jumuia szl:Wikipedyjo:Sztamtisz ta:விக்கிப்பீடியா:ஆலமரத்தடி tet:Wikipedia:Kafé tg:Википедиа:Қаҳвахона th:วิกิพีเดีย:ศาลาชุมชน tl:Wikipedia:Kapihan tr:Vikipedi:Köy çeşmesi tt:Википедия бәхәсе:Җәмгыять үзәге tum:Wikipedia:Community Portal tw:Wikipedia:Community Portal uk:Вікіпедія:Кнайпа ur:منصوبہ:دیوان عام uz:Vikipediya:Joriy Hodisalar vec:Wikipedia:Ciàcołe vi:Wikipedia:Thảo luận vls:Wikipedia:Café vo:Vükiped:Kafetar wa:Wikipedia:Cåbaret wo:Wikipedia:Pénc mi wuu:Wikipedia:红茶坊 yi:װיקיפּעדיע:קאווע שטיבל yo:Wikipedia:Abẹ́ igi zea:Wikipedia:Durpsuus zh:Wikipedia:互助客栈 zh-classical:維基大典:會館 zh-min-nan:Wikipedia:Chhiū-á-kha zh-yue:Wikipedia:城市論壇

16 Febroary 2011 : Famintinana ny taona sy tapany hanova

Roa taona mahery izay no teto amin'ny Wikipedia malagasy... Manontany tena aho hoe inona moa ny mba vitako tato amin'ity wikipedia : Ny tena vita moa dia ny faritany mizaka-tenan'i Etazonia ary ny renivohiny, ny vitavita ratsy eny dia ny sinôgrama miasa amin'ny fiteny japoney ary ny tsy vita mihitsy dia ny tanàn'ny firenena manerana izao tontolo izao. Tamin'ny voalohany koa dia betsaka ny hadisoan-tsipelina nataoko, ka efa voahitsy ny ankamaroan'izy ireo fa mbola misy be dia be mihitsy ny mbola tokony ahitsiana.

Nandritra izay herintaona sy tapany izay, ny tena nataoko koa dia ohatry ny hoe manimba sy mampijaly ny teny malagasy (mea culpa) eto amin'ity wiki ity, ka aleo mihitsy mijanona manoratra eto aloha. Ny ataoko eto izao dia mitsara izay zavatra azo tsaraina ka tsy dia mamorona lahatsoratra firy intsony aho. Misy nanatsikera ny wiki noho ny hadisoana nataoko tamin'ny teny malagasy, ary tsy hoe amin'ny lafin'ny tsipelin-teny irery, fa amin'ny lafin'ny zavatra hafa maromaro koa :

"Ary rehefa manoratra amin'ny teny malagasy, satria ianareo no fitaratry ny maha-malagasy antsika eto, na malagasy ofisialy io na fitenim-paritra, dia mba ataovy tsara sy araho tsara ny fitsipika sy ny tsipelin-teny mifehy azy fa aza manoratsora-poana fa mahamenatra sy mampanogo tena. [..] Fa rehefa tsy hay ny zavatra tsotra indrindra ohatr'izany [ny manoratra teny sasany amin'ny teny malagasy] dia aza manoratra mihitsy amin'ny manaraka"

Fantaro fa izaho manokana dia olona mpiteny malagasy kanefa tsy nianatra teny malagasy an-tsoratra mihitsy ; niezaka aho nandritry ny roa taona ka izao hitanao izao no vokany. Tsy dia haino firy intsony ilay mpanatsikera fa fantako fa mbola misy aminareo ireo mbola mahita fa ratsiratsy ny fomba fanoratako tenin-drazana ; ka noho izany aho no nanapan-kevitra ny hiala afaka herintaona sy tapany.

Amin'ireo olona dimy izay manana ny sata (statut) mpandrindra ato amin'ity wiki ity, izaho irery no tena mavitrika : tsindraindray ihany i DotMG no eo ; i Mero sy i Hery moa tsy hita eto intsony, ary i Alno koa dia tsy hita eto intsony. Kanefa koa izaho raha tena lasa tanteraka dia ho simban'ny mpanimba pejy (vandale) ity wiki ity. Ka noho izany aho dia nifindra wiki hankatsy amin'i Wikibolana ; tsindraindray ihany aho no mijery ny zava-misy eto.

Ka raha misy olona sendra handimby ahy eto amin'ity Wikipedia malagasy ity, ka raha miteny ary mahay manoratra amin'ny teny malagasy izy, dia horaisiko tanan-droa raha misoratra anarana ato izy. Izao no mila fantariny : raha sendra mahita hadisoan-tsipelina izy, dia aza taitra fa mety izaho no nanao azy ka miala tsiny raha sendra ka kivy.

Miasoatra anareo

P.S.
Ny rindrankajy MediaWiki

Nohavaozin'ny mpitantana tetikasa ny version-n'ny rindrankajy MediaWiki, ka mety miova ny endriky ny endrika (template) eto amin'ity wiki ity. Tsy mbola mikatso aloha ilay endrika ampiasaina ka aleo hatao amin'izao aloha ; rehefa manam-panontaniana dia lazao fotsiny aho eto ambanin'ity hafatra ity. Any amin'ny Wikibolana amin'ny teny malagasy no misy ahy ankehitriny ka dia tsy dia mandalo firy eto intsony, raha tsy hoe manadio ny spam sy mijerijery ny zavatra nosoratan'ny mpikambana voatonga angaha.

Misaotra namaky ary mahereza ho an'ireo izay handimby ahy, --Jagwar grr... | 16 Febroary 2011 à 22:38 (UTC)Répondre

Retour à la page du projet « Bistro/1 ».