Dinika:Tantara kilasy famaranana

(tonga teto avy amin'ny Dinika:TANTARA KILASY FAMARANANA)
Dernier commentaire : il y a 8 ans par BeGasy
Salama tompoko!

Misaotra betsaka anao no nandray anjara tato amin'ny Wikipedia Malagasy, Tsara ny ezaka nataonao, nefa betsaka ireo fitsipika tsy narahinao amin'ny famoronana takelaka na "article" ato amin'ny Wikipedia Malagasy. Koa manasa anao izahay mpandrindra ny wikipedia Malagasy mba hanatsara sy hanaraka ny fitsipika misy ato. Ary fadio no manao dokam-barotra ato amin'ny Wikipedia, Ohatra ny mametraka ny laharana finday eo amin'ny pejin-dahatsoratra natao, ary asio rohy mampifandray ny lahatsoratrao amin'ny lahatsoratra hafa izay efa misy ato, apetraho mazava tsara koa ny tsiahy na "référence" ny lahatsoratra nataonao,... Manantena amin'ny fahendrenao izahay. Araho ary jereo ireto toromarika ireto :

Misaotra tompoko!

BeGasy (Miresaha amiko) ((mg)), ((fr)), ((en))--:D 28 Desambra 2015 à 13:28 (UTC)Répondre

Revenir à la page « Tantara kilasy famaranana ».