Dinika:Fihatsaram-belatsihy

Dernier commentaire : il y a 5 ans par Thelezifor

Tokony ho foanana ity pejy ity satria tsy manazava ny atao hoe "fihatsaram-belatsihy" na ("fihatsarambelatsihy")fa manazava ny teny frantsay hoe hypocrisie. Ny teny malagasy mitovy dika amin'io dia tsy avy amin'ny teny frantsay na grika - tsy tahaka ny hoe "demôkrasia" na "alikaola" ohatra. Raha hanazava teny dia tokony hitady ny niavian'ny hoe "mihatsara" sy "velatsihy". Nefa ampahany kely amin'ny tokony ho hita izany. --Thelezifor (resaka) 14 Mey 2018 à 06:35 (UTC)Répondre

Revenir à la page « Fihatsaram-belatsihy ».