Dinika:Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito eto Madagasikara
Discussions actives
Votoatiny mitovy amin'ny hita any amin'ny pejin-tranonkala hafaHanova
Ny votoatin'ity pejy amin'ny Wikipedia ity dia mitovy amin'izay hita ao amin'ny http://iouc.adventist.org/tsiahy ka tsy fantatra izay voasoratra voalohany. Raha tsy ny an'ny Wikipedia no voasoratra voalohany dia tokony ho soloana io votoatiny ao amin'ny Wikipedia io sady betsaka koa ny zavatra tsy dia ilaina ao amin'io pejy io - toy ny tataram-piainan'ny misionera sy oloha hafa izay hita ao.--Thelezifor (resaka) 25 Novambra 2018 à 19:25 (UTC)