Dinika:Bodo (mpihira)

Ny "bodo", dia mpianakavy amin'ny teny indonesia hoe "bodoh"=adala,vendrana,sanana. Ho an'ny Malagasy, dia anarana miendrika fahazaza bonaika ny Bodo ka nahatonga ilay fiteny oe "zaza bodo fa solofo hamelana".

Revenir à la page « Bodo (mpihira) ».