Dinan' i Atlantika

Ny Dinan' i Atlantika, izay mandray sy mamarana ny lahatenin'i Franklin Delano Roosevelt momba ireo fahalalahana efatra, dia "miezaka mametraka ny fototry ny politika iraisam-pirenena vaovao". Io fanambarana manetriketrika io, natao tamin’ny 14 aogositra 1941, dia nanaraka ny Fihaonambe Atlantika, nanomboka ny 9 ka hatramin’ny 12 aogositra 1941, natao tao anaty sambo mpiady USS Augusta, any Atlantika, any Newfoundland, eo amin’ny Filohan’i Etazonia, Franklin D. Roosevelt, sy ny praiminisitra britanika, Winston Churchill.