Diôsezin' i Moramanga

Ny Diôsezin' i Moramanga dia iray amin' ireo diôsezy roa amby roapolo ao amin' ny Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina eto Madagasikara, sady iray amin' ireo diôsezy telo ao amin' ny Arsidiôsezin' i Toamasina.

Jereo koa hanova

Diôsezy ao amin' ny Arsidiôsezin' i Toamasina

Arsidiôsezy katôlika eto Madagasikara