Ny Diôsezin' Ihosy dia iray amin' ireo diôsezy roa amby roapolo ao amin' ny Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina eto Madagasikara, sady iray amin' ireo diôsezy efatra ao amin' ny Arsidiôsezin' i Fianarantsoa.

Jereo koa hanova

Diôsezy ao amin' ny Arsidiôsezin' i Fianarantsoa

Arsidiôsezy katôlika eto Madagasikara