I Dady Love dia mpihira avy any Antsohihy. Lehilahy Tsimihety izy ary zanaka Sofia Mahajanga.