Chris Brown

I Christopher Maurice na « Chris Brown » dia teraka tamin'ny taona 5 may 1989 tao "(Tappahannock) Virginia". Izy no mpihira R&NB Hip-hop sy mpanao filma ary mpanoratra Amerikanina. Nanomboka tamin'ny taona 2004 no nisandratra voalohany izy ary ny dihy rapy no tena manavanana azy.

Jereo koaModifier

TsiahyModifier

ao amin'ny Freebase

Rohy ivelanyModifier