Brussel

(tonga teto avy amin'ny Bruxelles)

Brussel ([bʁy.sɛl], na [bruselʲ] : dia renivohitra i Belzika (Bruxelles-ville) sy renivohitry ny Union Européenne.

Palace of Brussels.jpg

Tanàna ny fikambanana maro, izy no fototran' i governemanta sy ny parlemanta ny entités fédérées ny tany belziana (faritany ny Bruxelles-Capitale, française de Belgique, ny vahoaka flamàna sy ny vahoaka frantsay ny belzika.); izy no fototran' i fikambanana iraisam-pirenena maro, ao koa ny OTAN.