Boky fahatelon' i Baroka

(tonga teto avy amin'ny Boky fahatelon'i Baroka)

Ny Boky fahatelon' i Baroka, izay atao hoe Apôkalipsy grikan' i Baroka, dia soratra pseodepigrafa na apôkrifa jiosy izay heverina fa voasoratra teo anelanelan' ny taonjato voalohany sy faha-3, taorian' ny nandravan' ny Rômana an' i Jerosalema tamin' ny taona 70. Isan' ireo soratra pseodepigrafa voalaza fa mpitantsoratr' i Jeremia, dia i Baroka zanak' i Nerià, nefa tsy isan' ny kanônan' ny Baiboly hebreo na kristiana izy.

Jereo koa hanova