Boky amin' ny anaran' i Esdrasa

(tonga teto avy amin'ny Boky amin'ny anaran'i Esdrasa)

Ny boky amin' ny anaran' i Esdrasa (na amin' ny anaran' i Ezra) dia boky ao amin' ny Baiboly izay mety ho kanônika na apôkrifa. Ny Bokin' i Ezra (na Bokin' i Esdrasa) ihany no kanônika ao amin' ny Baiboly hebreo (Tanakh) sy ny Baiboly prôtestanta fa prôtôkanônika kosa ao amin' ny Baiboly katôlika sy ny Baiboly ortodoksa.

Boky kanônika hanova

Ny fitambaran' ireo boky roa ireo no atao hoe Boky Ezra-Nehemia.

Boky apôkrifa hanova

Ny boky hafa rehetra dia apôkrifa. Ireto avy izy ireo:

  • Boky fahefatr' i Esdrasa na Apôkalipsin' i Esdrasa na Apôkalipsy jiosin' i Esdrasa na 2Esdras ao amin' ny lisitra anglisy.

Ny Fahitan' i Esdrasa dia tsy isan' ny boky miovaova laharana.

Inty ny tabilao maneho ireo boky miovaova anarana sy laharana:

Ny iantsoana azy ato amin’ny Wikipedia malagasy Anarana omen’ny mpikaroka Volgata Slavonika Etiopiana Anglisy
Bokin’i Esdrasa - 1Esdrasa 1Esdras 1Ezdra 1Izra Ezra
Bokin’i Nehemia - 2Esdrasa 2Esdras Nehemia Nehemiah
Esdrasa grika 3Esdrasa 3Esdrasa 3Esdras 2Ezdra 2Izra 1Esdras
4Esdrasa 5Esdrasa 5Esdrasa 4Esdras

(Esdrasa)

3Ezdra - 2Esdras
Apokalipsan’i Esdrasa 4Esdrasa Izra Sutuel

(ዕዝራ ሱቱኤል)

6Esdrasa 6Esdrasa -

Jereo koa hanova