Bôetosiana

(tonga teto avy amin'ny Boetosiana)

Ny Bôetosiana dia ireo mpikambana ao amin'ny fikambanana jiosy tamin'ny faramparan'ny vanimpotoan'ny Tempoly Faharoa. Amin'ny lovatsofina rabinika dia manam-pifandraisana akaiky amin'ny Sadoseo (na Sadoseanina) ny Bôetosiana na fivoaran'ny Sadoseo. Mety ho momba ny fianakaviana mpisoron'i Bôetosy ny fikambanana boetosiana, nefa mbola tsy mifanaraka ny amin'izany ny mpikaroka. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe בייתוסים / baitôsîm izy ireo.

Jereo koaHanova

Antoko sy firehana matanjaka tao amin'ny jodaismaHanova

Antoko sy firehana hafa tao amin'ny jodaismaHanova