Ny blaogy (amin'ny teny Frantsay sy Anglisy dia: Blog) dia fitambaran-teny hoe « Web log » ; raha amin'ny teny Malagasy, ny log na ny laogin dia midika mitsofoka na miditra. Blaogy koa dia karazan'ireo tranokala aterineto hafahana manao dokam-barotra,sns

Fiantsoany ireo olona mampiasa anazy hanova

Antsoina hoe "blogueur na ny blogueuse" amin'ny teny Frantsay ary Blogger raha amin'ny teny Anglisy, ireo olona manao io blaogy io.

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.