Ny bitro (兔) no fahefatra amin'ny tsingerin'ny biby roa ambin'ny folo taona izay miseho amin'ny zodiaka sinoa mifandraika amin'ny kalandrie sinoa.