Ny biriky dia vaingan-tany vita amin' ny feta nampandrina ka alatsaka anaty lasitra miendrika telozodrirana mahitsizoro amin' ny ankapobeny, vita amin' ny tany tsotra (biriky tany) na tany misy tanimanga na tanidilatra (biriky tanimanga), novolavolaina sy nohamainina amin' ny masoandro (biriky manta) na nodorana anaty lafaoro (biriky masaka) izay ampiasaina amin' ny fanorenana, indrindra amin' ny fanamboarana rindrina.

Biriky