Fiteny betsimisaraka atsimo

(tonga teto avy amin'ny Betsimisaraka atsimo (fiteny))

Ny fiteny betsimisaraka atsimo dia iray amin' ireo endriky ny fiteny malagasy isam-paritra tetenina any amin' ny faritra misy ny Betsimisaraka Tatsimo.

Sarin-tany maneho ny faritra misy ireo fitenim-paritra eto Madagasikara

Fanovozan-kevitra hanova

  • Descheemaeker, RP. A. (1969). Vocabulaire des Betsimisaraka Atsimo Zafindriamanana - poste d'Ambohimangan' i Hovana du Vinany de l'Ampasary à la source du Mananjary, de Ampasimazava (canton de Vohilava) à Ambinanindrano (district d' Ambositra) - Tananarive : 228 p.
  • Dez, J. (1960). Le dialecte Betsimisaraka du Sud (région de Nosy Varika : 259 p. Travail présenté à l'Académie Malgache au cours d'une communication dont le CR par l'auteur peut être trouvé dans le BAM, T. XXXVIII : 102-103.
  • Ruud, J. (1955). Etude grammaticale du dialecte betsimisaraka du Sud - BAM , T. XXXIII : 33-55.

Jereo koa hanova

Fiteny malagasy

Vahoaka malagasy