Ny beroberoka dia anarana karazan-javamaniry samihafa ao anatin' ny fianakaviana Asteraceae, dia ireto avy izany: ny Lactuca indica sy ny Sonchus oleaceus ary ny Sonchus arvencis.

Sonchus oleraceus
Sonchus arvensis
Lactuca indica