Behemôta (Hebreo: בְּהֵמוֹת, bəhēmōṯ) dia bibidia avy ao amin'ny Bokin' i Jôba ao amin'ny Baiboly, ary endriky ny biby goavam-be korontana voalohany noforonin'Andriamanitra tamin'ny fiandohan'ny famoronana; izy dia miaraka amin'ilay biby goavam-be hafa korontana, Leviatàna, ary araka ny lovantsofina jiosy taty aoriana dia samy ho lasa sakafo ho an'ny olo-marina amin'ny andro farany.

Behemôta ny Leviatàna