FC Bayern München

(tonga teto avy amin'ny Bayern München)

FC Bayern München dia klioba baolina kitra matianina ao amin'ny Alemaina.

FC Bayern München

Ny ekipa dia efa nandray anjara tamin'ny ligy voalohany tany Alemain. Ny ekipa amin'izao fotoana izao dia milalao amin'ny ligy voalohany any Alemain.

Tanana: München ( Bavaria)

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova