Ny Bara Zafimarozaha Menambia dia vahoaka malagasy monina manamorona ny reniranonon' i Tomampy ao amin' ny Distrikan'i Midongy Atsimo, manodidina an' i Lavaranty, fokontanin' Ambalamanga. Isan' ny foko bara izy ireo. Misy lohasaha sy loharano antsoina hoe Menambia ao amin' ny faritra onenan' ny Bara Manambia ary misy ny kobory lakato (fasana lava-bato) efa fahagola mbola andevenan' olona mandraka androany.

Jereo koa hanova