Ny baoejy na bahoejy dia karazana mozika avy ao Madagasikara. Any avaratr'i Madagasikara, indrindra ny faritra Sofia no tena mampalaza ny baoejy ary efa miparitaka eran'ny Nosy.

Ny zavamaneno sy ny gadona hanova

Ny zavamaneno miaraka aminy dia ny angorodao sy ny kabosy ary ny hazolahy. Efa misy koa ny mpanakanto no mitendry baoejy amin'ny gitara.

Ny dihy Baoejy hanova

Mpanakanto manao Baoejy hanova