Association Nationale du Commerce Equitable et Solidaire de Madagascar

Ny Association Nationale du Commerce Equitable et Solidaire de Madagascar (ANCESM) dia fikambanana mpanao asa tanana sy mpivarotra asa tanana mikatsaka ny hampisy firaisankina sy fifampitsinjovana eo amin'ny fivarotana asa tanana vita malagasy.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Rohy hanova

ANCESM Archived Jolay 10, 2017 at the Wayback Machine