Açores

(tonga teto avy amin'ny Asaoro)

Ny Açores (amin' ny fiteny pôrtogey Açores) dia tamba-nosy pôrtogey 1 500 km mianadrefana avy ao Lisboa (Lisbonne), ary 3 900 km mianatsinanana avy amin' ny morontsirak' i Amerika Avaratra. Faritany mizaka tena amin' i Pôrtogaly ny tambanosin' i Açores.

Sainan'i Asaoro
Sainan'i Asaoro
toerana misy an'i Asaoro ao amin'ny Ranomasimbe Atlantika
toerana misy an'i Asaoro ao amin'ny Ranomasimbe Atlantika
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka jeografia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.