Arsinoe IV

I Arisnoe IV dia zazavavy zanak' i Ptolemaiosy XII Neosy Dionisosy sady rahavavy faran' i Berenike IV sy Kleopatra VII sady anabavin' i Ptolemaiosy XII sy Ptolemaiosy XIV ao amin' ny dinastia lagida. Teraka tamin' ny taona 68 na 67 tal. J.K. izy ary maty tamin' ny taona 41 tal. J.K. Atao hoe Ἀρσινόη / Arisnoê io anarany io amin' ny teny grika.

Fanafahana an'i Arisnoe, sary nataon'i Jacopo Tintoretto

Jereo koaHanova